Manodidina ny 13 000t isan-taona ny vovo-dronono afaran’ny Madagasikara hamaliana ny filàn’ny mpanjifa. Mbola ambany ihany koa ny fanjifàn’ny malagasy ronono; 12kg isan’olona isan-taona ho an’ny eto andrenivohitra raha 5 kg isan-taona isan’olona izany ho an’ny malagasy amin’ny ankapobeny. Ho fampiakarana izany salanisa izany sy ho fanatsaràna ny famokarana ronono eto Madagasikara dia natomboka tamin’ny fomba […]
Actualités
Tetikasa PROFI lait : hampiakatra ny tahan’ny fanjifana ronono na ny vokatra azo avy amin’ny ronono ho 25kg isan’olona isan-taona
Farmer business school: manampy betsaka ny tantsaha
Miisa 17 mianadahy ireo mpampiofana “Farmer Business School na FBS”, andiany voalohany notolorana ny mari-pankasitrahana ny 10 desambra 2021 tao amin’ny #ESSA Ankatso. Manodidina 7000 ny tantsaha mpamokatra ao amin’ny faritra Atsimo Atsinanana, Androy ary Anosy voahofan’izy ireo tao anatin’ny 2 taona, izay ho lasa tantsaha mpandraharaha matihanina sy ho modely fa tsy ho tantsaha […]
PC 23: Afaka miatrika tsara ny taom-pamokarana 2020-2021 ireo tantsaha
Afaka miatrika am-pitoniana ny taom-pamokarana 2020-2021 ireo tantsaha mamboly ao amin’ny lemaka PC23 kaominina Ambodirano, Distrika Amparafaravola, faritra Alaotra Mangoro, raha nisedra olana noho ny fahasimban’ny foto-drafitrasa famatsian-drano izy ireo hatramin’ny taona 2010. Nandray an-tànana ny fanavaozana ny tohadrano Sahabe ny fitondram-panjakana malagasy amin’ny alalàn’ny MINAE, fiaraha-miasa amin’ny governemanta japoney amin’ny alalàn’ny JICA. Efa azo […]
Legioma nentim-paharazana, manampy amin’ny fanjarian-tsakafo eto Madagasikara
Anisan’ny firenena aty Afrika manana karazana legioma nentim-paharazana maro, toy ny anamamy,angivy, voatavo, anapatsa sy ny maro hafa i Madagasikara. Mbola tsy tafapetraka nefa ny fanomezan-danja ireny karazana legioma ireny ka ahiana ho lany tamingana. Hatramin’ny taona 2018 nanombohan’ny tetikasa DARWIN INITIATIVE, tetikasa miara-miasa amin’ny FOFIFA, ny Oniversiten’Antananarivo, sy ny SEMANA ary ny World Vegetable […]