Natombokin’ny Minisitry ny Fambolena sy ny Fiompiana, RAMILISON Harifidy, tamin’ny fomba ofisialy ny 05 Aprily tao amin’ny EFTA Ambatobe ny taom-piofanana an’ireo mpiasam-panjakana voafantina miisa 50. Izy ireo izay naneho fahavononana ny hanovo traikefa sy fahaiza-manao momba ny tontolon’ny fambolena sy ny fiompiana eny anivon’ny EFTA Ambatobe sy eny anivon’ny EFTA Iboaka Fianarantsoa, ka ho […]
Actualités
ADY AMIN’NY TSY FANJARIAN-TSAKAFO ANY ATSIMO
Niara-dia tamin’ny Filohan’ny Repoblika mivady sy ny filohan’ny Fondation Mérieux mivady tany Taolagnaro, Faritra Anosy, ny minisitry ny fambolena sy ny fiompiana, nijery ny orinasa Nutrisud mpamokatra fanampin-tsakafo. Nutrisud, tetikasa novolavolain’ny vadin’ny Filoham-pirenena izay ahitana ny fiaraha-miasa eo amin’ny fikambanana Fitia sy ny Fondation Mérieux ary ny Nutriset. Kapik’nakà na koa hoe voanjoko no anaran’ilay […]
Hanampy isa ireo Ttoeram-pamokarana ara-biolojika i Bongatsara
Ezaka imasoan’ny Fitondram-panjakana ny fampiroboroboana ny famokarana ara-biolojika lovainjafy. Hisehatra betsaka amin’ny famokarana legioma sy voninkazo ary hazo fihinam-boa I Madagasikara. Ary I Bongatsara dia toerana natao ho fitaratra amin’izany. Ho mpamatsy “plantule” I Bongatsara Vala fakan-tahaka mirefy 4 ares no apetraka isak’ireo fokontany mandrafitra ny kaominina, izay ahafahana manome fampiofanana ireo tantsaha amina famokarana […]
Appui à l’innovation alimentaires et à la Digitalisation des systèmes alimentaires à Madagascar
22 mars 2022. L’Etat malagasy fait un saut qualitatif pour l’émergence d’un secteur agricole performant à Madagascar. Ce jour a été signé, entre le MINAE et la FAO, la convention de partenariat pour l’appui à l’innovation et à la digitalisation des systèmes agroalimentaires. Une collaboration qui vise à rendre les services agricoles plus accessibles, plus […]