Panorama, 19 mai 2025. L’atelier national de co-validation du Plan Directeur du Secteur de l’Élevage (PDSEM) s’est ouvert ce lundi 19 mai dans une ambiance de dialogue constructif et de mobilisation collective. La cérémonie a été présidée par Madame Lucile RAZAFIMPAMOA, Directrice d’Appui à la Production et au Bien-être Animal, représentant le Ministre de l’Agriculture […]
Actualités
Atelier national de co-validation du PDSEM : Un tournant stratégique pour l’élevage à Madagascar.
Fanaraha-maso ny fizotry ny asa ataon’ny tetikasa TEFIALA ao amin’ny Faritra Matsiatra Ambony.
Nidina ifotony nanara-maso ny fizotry ny asa tao Matsiatra Ambony ny komity mpitarika sy mpanara-maso ny tetikasa TEFIALA (COPIL) ny 12- 16 mey 2025. Nandritry ny fidinana an-tsehatra dia nisy ny (1) Fanolorana tamin’ny fomba ofisialy ireo fitaovana sy kojakoja ara-pambolena ho an’ireo tantsaha mpamokatra, (2) Fitsidihana natao teo anivon’ny kaominina misy ireo endritany roa […]
Andron’ny vilona ho an’ny vanim-potoanan’ny main-tany
Natao ny 16 mey 2025, ny andron’ny vilona izay nitondra ny lohahevitra «Vilona tsara, ronono tsara » tao amin’ny fokontany Tsaratanana, kaominina Ambatomirahavavy, Faritra Itasy. Nandritra ny fankalazana dia nisy fampisehoana ny fomba fanamboarana “bloque à lécher” na ny “blocs multinutritionnels” fanampin-tsakafo ho an’ny omby izay ahitana singa madinika manampy azy ireo hahazoto homana. Teo […]
LA BAD félicite le MINAE et le projet PURPA pour les résultats obtenus.
Du 28 avril au 09 mai 2025, une mission de supervision du Projet d’Urgence pour le Renforcement de la Production Alimentaire (PURPA) s’est déroulée à Madagascar, mobilisant un large panel d’experts et de partenaires engagés pour le développement durable de l’agriculture. Conduite par Mme Aminata SOW, Chargée en chef de l’Agro-industrie au sein de la […]