La descente sur le terrain effectuée par Monsieur le Ministre de l’Agriculture et de l’Élevage, HAJARISON François Sergio, dans la région du Sud a également porté une attention particulière aux banques alimentaires, mises en place par le Ministère à travers des projets et programmes sous sa tutelle tels que le DEFIS, le PICAS, etc. Les […]
Actualités
Missions sur terrain
Behenjy, 09 jolay 2022 : fankalazana ny andro ho an’ny aty matavy, andiany voalohany
Tontosa ny Asabotsy 09 Jolay 2022 tao Behenjy ny fankalazana ny « andro lehibe ho an’ny aty matavy » izay teo ambany fiahian’ Andriamatoa Minisitry ny Fambolena sy Fiompiana, Andriamatoa Minisitra lefitra misahana ny Fiompiana, Andriamatoa Minisitry ny Fizahantany, ary Andriamatoa Governoran’ny faritry Vakinankaratra ; hetsika nokarakarain’ny « Fikambanan’ny mpiompy mpamokatra aty matavy eto Behenjy ». Seha-pihariana manan-danja sy […]
Lemak’i Dabara: hanomboka ny asa fanavaozana sy fanarenana
Taorian’ny fijerena ny fizotry ny asa tao amin’ny lemak’i Beboka, tao Antsalova nataon’ny Ministry ny fambolena sy ny fiompiana sy ireo mpiara-dia taminy, dia nidina tao Morondava, faritra Menabe indray izy ireo, ny 05 jolay 2022, nanao fifanakalozan-kevitra tamin’ireo tantsaha sy ireo mpisehatra rehetra voakasiky ny Lemak’i Dabara, hamahana ny olàna amin’ny fampiasan-drano sy hanarenana […]
Lemak’I Beboka: mitohy ny asa fanamboarana ireo fotodrafitrasa ho enti-mamokatra
Fanambin’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA ny fanamboarana sy fanavaozana ireo foto-drafitrasa eo amin’ny sehatry ny famokarana ary ny fanitarana ny tany ho volena, hahafahana mahatratra ny fahavitan-tena ara-tsakafo. Taorian’ny fihaonam-bem-pirenena ho amin’ny fahavitan-tena ara-tsakafo izay notanterahina ny 16-17 jona 2022, dia tsy maintsy miroso amin’ny fanamboarana sy famitàna izany fotodrafitrasa izany ny MINAE. Araka izany, dia […]