Nidina ifotony nanara-maso ny fizotry ny asa tao Matsiatra Ambony ny komity mpitarika sy mpanara-maso ny tetikasa TEFIALA (COPIL) ny 12- 16 mey 2025. Nandritry ny fidinana an-tsehatra dia nisy ny (1) Fanolorana tamin’ny fomba ofisialy ireo fitaovana sy kojakoja ara-pambolena ho an’ireo tantsaha mpamokatra, (2) Fitsidihana natao teo anivon’ny kaominina misy ireo endritany roa […]
Actualités
Missions sur terrain
Fanaraha-maso ny fizotry ny asa ataon’ny tetikasa TEFIALA ao amin’ny Faritra Matsiatra Ambony.
LA BAD félicite le MINAE et le projet PURPA pour les résultats obtenus.
Du 28 avril au 09 mai 2025, une mission de supervision du Projet d’Urgence pour le Renforcement de la Production Alimentaire (PURPA) s’est déroulée à Madagascar, mobilisant un large panel d’experts et de partenaires engagés pour le développement durable de l’agriculture. Conduite par Mme Aminata SOW, Chargée en chef de l’Agro-industrie au sein de la […]
Antsohihy – Le Ministre de l’Agriculture et de l’Élevage à l’écoute des paysans.
Dans le cadre de la promotion du développement agricole à la base, Monsieur HAJARISON François Sergio, Ministre de l’Agriculture et de l’Élevage, s’est rendu dans le district d’Antsohihy pour rencontrer directement les paysans du Fokontany Andrafia, Commune Rurale d’Ampandriakilandy. Cette visite a été marquée par des échanges portant sur la réalité du terrain, les défis […]
Korambe Ambodi-manga : Nihaino sy nifanakalo hevitra niaraka tamin’ny tantsaha, Andriamatoa Ministry ny fambolena sy ny Fiompiana, Andriamatoa HAJARISON François Sergio.
Nitafa mivantana tamin’ireo tantsaha tao amin’ny FKT Andrafia, CR Ampandriakilandy, Antsohihy. Nihaona, nifampizara vaovao, niresaka ny zava-misy sy ny olana ary nandrosoana vahaolana maharitra ho amin’ny Fampivoarana ny Famokarana sy fanatsarana ny fiharian’ireo tantsaha eny ifotony ireo.Mbola malalaka ny velaran-tany azo trandrahana ao Sofia koa nangataka fanohanana ara-teknika sy ara-pitaovana tamin’ Andriamatoa Ministra ny tantsaha.Nandray […]