22 mars 2022. L’Etat malagasy fait un saut qualitatif pour l’émergence d’un secteur agricole performant à Madagascar. Ce jour a été signé, entre le MINAE et la FAO, la convention de partenariat pour l’appui à l’innovation et à la digitalisation des systèmes agroalimentaires. Une collaboration qui vise à rendre les services agricoles plus accessibles, plus […]
Actualités
Evènements et ateliers
Appui à l’innovation alimentaires et à la Digitalisation des systèmes alimentaires à Madagascar
Fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa eo amin’ny MINAE sy ny PAM anamafisana ny fahafaha-miatrika ny fiovaovaon’ny toetr’andro
Miara-miasa ny Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana sy ny Programme Alimentaire Mondial(PAM) eto Madagasikara, anampiana ireo mponin’ny faritra Atsimo hiarina syhiatrika ny fiovaovàn’ny toetr’andro. Natao anio 10 martsa tao Anosy nyfifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa hanosehanany famokarana sorgho sy voly hafa. Tanjona ny hananan’ireo fianakaviana marefo sakafo mandava-taona hiatrehana ny maintany. Efa miditra tanteraka amin’ny asa fampandrosoana maharitra […]
MINAE-FAO-OMS: Atrikasa nasionaly fanjohina ny fanoheran’ny vatan’ny olona na ny biby ny ady amin’ny mikroba sy ny fampiasana azy
Mbola betsaka ny fampiasana tsy am-piheverana ny antibiotika eto Madagasikara na eo amin’ny sehatry ny fiompiana (akoho amam-borona, kisoa,) izany na eo amin’ny fahasalaman’ny olombelona. Miteraka ny fanoheran’ny vatan’ny olombelona na ny biby tsy handaitra intsony ao aminy anefa izany. Olana manerantany ny fanoherana ny ady amin’ny mikroba (AMR) ary misy fiantraikany betsaka amin’ny fampandrosoana […]
Legioma nentim-paharazana, manampy amin’ny fanjarian-tsakafo eto Madagasikara
Anisan’ny firenena aty Afrika manana karazana legioma nentim-paharazana maro, toy ny anamamy,angivy, voatavo, anapatsa sy ny maro hafa i Madagasikara. Mbola tsy tafapetraka nefa ny fanomezan-danja ireny karazana legioma ireny ka ahiana ho lany tamingana. Hatramin’ny taona 2018 nanombohan’ny tetikasa DARWIN INITIATIVE, tetikasa miara-miasa amin’ny FOFIFA, ny Oniversiten’Antananarivo, sy ny SEMANA ary ny World Vegetable […]